Entry tsimperifery
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry masiatsiaka ny voany toy ny dipoavatra vahiny, izay atao koa hoe tsimahalatsaka [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms tsimahalatsaka
Examples Tsy mitambitamby amin'ny tsimperifery izahay Fa manana sakay tsara fefy; [Rakotomalala: Ianareo]

2019/10/30