Entry | 1 tsimoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Laingon-javamaniry vao mitranga Fahavakiam-bazan-javamaniry vao mitsiry 4 [1.13] mason-javamaniry fanjary tsaika laingo, taroka, bontsina vodin javamaniry kely toy ny hita amin'ny tongolo hambolena |
Explanations in French |
5 [1.13] embryon germe bourgeon, pousse bulbille 6 [1.196] (toute l'île). Plantule ou radicule émergeant de la graine ; germination. D'où les mots :
|
Examples |
7 Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka. [2.470] |
Vocabulary |
8 Biology 9 Botany: (in general) |
Derivatives |
|
Synonyms | 15 tsatoboly, tsiry, vontsina |
Analogs | 16 tsimokaretina |
Anagrams | 17 kotsaim, matsiko, mikatso, mitsako, mitsoka, motsika, tsakoim, tsimoka |
Updated on 2020/09/14 |