Entry | mitsimoka (tsimoka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1] | ||||||
Mitsiry [1.13] | |||||||
Explanations in French | Bourgeonner, germer [1.13] | ||||||
Examples | Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
[2.472] | ||||||
Vocabulary | Botany: (in general) | ||||||
Morphology |
| ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsimoka | ||||||
Anagrams | mamotsiky, mitsimoka |
Updated on 2023/01/20 |