Entry Tsimandoa
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [Rajemisa 1985]
Explanations in French [ tsy mandoa ] Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas. Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [Veyrières 1913]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1Ary Tsimandoa tononina ankehitriny. [Callet: Tantara]
2Mafy ihany izany fanompoan' ny Tsimandoa izany, hoy izy. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 64]
3Tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [FOFAFIPE: Rosovola, page 118]
Articles 

Updated on 2021/04/13