Entry tsihy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tahon-javamaniry madinika -- toy ny zozoro na ny herana na harefo -- voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin' ity farany ity)
Karazan-tsihy: tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokan-dambana, tsihy vitrana [1.1]
Explanations in English A mat made of rushes or palm fronds [1.7]
Explanations in French Natte de jonc [1.8]
Examples 
1Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470]
2I Neny dia nandrary tsihy sy harona; [2.472]
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31