Entry tsihy hisatra (tsihy, hisatra)
Part of speech expression
Malagasy definition tsihy madinika mahafinaritra vita amin' ny hodi-jozoro, mamirapiratry ny hodi-jozoro, ka vita rary madinika ary tokandambana; mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra [Rajemisa 1985]

2012/10/01