Entry tsiaro
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fahatsiarovana [Rakotosaona 1975]
 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [Rajemisa 1985]
 fahatsiarovana; fifohazana [SLP 1986]
French translation souvenir, mémoire, réveil [Abinal 1888]
 souvenir, réveil [SLP 1986]
Derivations 
Examples Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [Andriamalala: Vohitry]

Updated on 2020/07/31