|
|
|
|

Entry 1  tsiambaratelo
Elementary words  2 tsy, 3 ambara, 4 telo
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Zavatra afenina tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin' ny olona itokiana na sakaiza tiana vitsy foana: Mahatoky ahy ianao ka izany no ilazako aminao ny tsiambarateloko
7 Zava-miafina tsy fantatra: Manana tsiambaratelo betsaka ny zavaboary [1.1]
Explanations in French  8 [tsy ambara telo] qu'on ne dit pas à trois; secret [1.3]
9 secret [1.5#58]
Examples  10  Mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#]
11  Misaotra anao aho noho ny nanambaranao izany tsiambaratelo izany! [2.270#]
12  Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#]
Analogs  13  am-po tsy ambara, 14  am-po tsy miloaka, 15  ankaro-miafina, 16  an' ny tena samy irery, 17  otrikafon' ny fo, 18  tahirindresaka, 19  teny mby am-bato, 20  tokantrano tsy ahahaka, 21  tsy atao eo imason' olona, 22  tsy fampitranga vahoaka, 23  zavatra tsy ambarambara

Updated on 2026/04/22