Entry am-po tsy miloaka (any, fo, tsy, loaka)
Part of speech   expression
English definition   in one's secret thoughts [Hallanger 1973]
French definition   dans son fort intérieur [Hallanger 1974]
Examples  
1Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia. [Andraina: Mitaraina, page 234]
2lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 119]

2015/03/07