Entry | tsatsatsatsa | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin' ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. [1.1] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |