Entry mitsatsatsatsa (tsatsatsatsa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipitripitrika ohatra ny menaka anendasana ka rarahana rano kely
¶ Mitsaontsaom-bava, mikamentsona, mikamenona
¶ Maranitra mifilofilo tsara ohatra ny lelan' antsy [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsatsatsatsa
nitsatsatsatsa
hitsatsatsatsa
Quotes 

Updated on 2020/07/31