Entry | 1 mitsatoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin' ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha |
Root | 4 tsatoka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 mitsatoka, mitsotaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |