Entry tsarapaka (tsapaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fianjerana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin' ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana [1.1]
Explanations in French Action de se lancer, de se précipiter dans, de tomber, de glisser dans [1.3]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20