Entry fitsarapahana (tsarapaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty [1.1]

Updated on 2023/01/05