Entry tsaka
Part of speech noun
Malagasy definition Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 

Entry tsaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tsaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fakana rano eny an-doharano. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

Entry -tsaka
Part of speech morphological form of the word saka
Malagasy definition  saka [Rajemisa 1985]

2013/07/26