Entry tsabaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia
¶ Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23