Entry fitsabaka (tsabaka)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany
Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1]

Updated on 2023/10/20