|
|
|
|

Entry (1/2)1  tovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra
4  [1.13] fanampìn-javatra mampitombo ny halavana
Explanations in English  5  [1.7] an addition at the end
Explanations in French  6  [1.3#736] Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant
7  [1.13] rallonge
8  [1.8] rallonge: ce qu'on ajoute à la fin
Examples  9  Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27#2006/08/25]
Derivatives 
10  Names :

Entry (2/2)11  tovana
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.13] tsirinteny ao aorian'ny fototeny
Explanations in French  14  [1.8, 1.13] suffixe
15  [1.66.fr#14] affixe
Vocabulary  16  Linguistics
Derivatives 
17  Names :
Analogs  18  tovona, tsirinteny, tsirintenysaradroa, tsofoka
Tables and plates  19  All the affixes

Anagrams  20  antova, atavon, atovan, avotan, natavo, natova, navota, tanavo, tavano, tavona, tovana, vanato, vatano

Updated on 2023/02/10