Entry tory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy
Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo
Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka)
Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [1.1]
Explanations in French Incision, ligne
Sillon pour séparer, pour déssécher les rizières
Action de séparer les filaments du rofia, du chanvre, de l'écorce du zozoro [1.3]
 (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [1.196]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [1.1]
Explanations in French Dénonciation, accusation [1.3]
Derivatives 
 

Entry tory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [1.1]
Explanations in French Prédication [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry tory
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] torimaso [1.78]
 Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [1.1]
Explanations in English Sleep [1.2]
Explanations in French Sommeil [1.3]
Examples Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [2.324]
Derivatives 
 
Synonyms torimaso
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14