Entry rofia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy [Rajemisa 1985]
Explanations in English the raffia palm, its fibre; palms in general [Hallanger 1973]
Explanations in French le palmier raphia, sa fibre; palmier [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Sagus ruffia
Other spellings 
Examples Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra! [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
Quotes 
Toponymy Place names having the word rofia (8)
Ambodirofia
Ambohidrofia
  Androfia
Androfiabe
  Androfiakely
Androfiamena
  Androfiatsara
Berofia
 
Illustrations 

Updated on 2020/07/31