Entry tora-tady (toraka, tady)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany [Rajemisa 1985]
French definition droit, qui va droit d'un point à un autre [Abinal 1888]
French definition [ toratady ] en ligne droite [SLP 1986]
Other spellings 
Compound words, titles, names 

Entry toratady
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] antsamotady [Rakotosaona 1975]

Updated on 2013/11/22