Entry tora-masoandro (toraka, maso, andro)
Part of speech expression
Malagasy definition famantarana halavan-javatra na habeny na halaviran' ny toerana misy azy amin' ny fijerena ny fandehan' ny fahazavana [Rajemisa 1985]
French translation un hasard, au hasard [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31