Entry |
tonon' andro
|
Elementary words | tonona ; andro |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Vintana araka ny andro ahaterahana [1.1]
|
Explanations in French | Jours astrologiques [1.10]
|
| Le destin du jour [1.3, 1.5]
|
| Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui [1.3]
|
| Horoscope [1.5]
|
Examples |
1 | fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro.
[2.48]
|
2 | Tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra?
[2.895]
|
3 | Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza.
[2.508]
|
4 | Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo
[2.131]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|