Entry tongalika (lohalika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana [1.1, 2.436]
Explanations in French Chaîne d’orfèvrerie, chaîne dont les anneaux tournent l’un à droite et l’autre à gauche [1.3]
Examples no malaza ho volafotsy, malaza ho tongalika, nefa very fahefatra, very fahatelo. [2.69]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/01/22