Entry tondro miandra reny
Elementary words tondro ; miandra ; reny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny [1.1]

Updated on 2023/05/29