Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
Explanations in French Un coup de pioche donné à la terre [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
Explanations in French Accusations fausses [1.3]
Derivatives 
 
Synonyms tombotomboka
Compound words 

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
Explanations in French Apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [1.1]
Examples Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina. [2.508]
Compound words 

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito
Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
 Karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
Explanations in French Charbon [1.3, 1.13]
 Anthrax, bubon très douloureux [1.3]
 Charbon bactéridien [1.196]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  fanenitra ~ tetanosy

Entry tombony > tomboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Loaka, lavaka [1.78]

Entry tombony > tomboka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] Bongo: Trano bongo [1.78]

Anagrams 

Entry tombony > tombo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fahalehibeazana [1.78]
 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [1.1]
 Vokatra analana ny lany [1.13]
Explanations in English An increase, a profit, a surplus [1.7]
Explanations in French Augmentation, croissance; bénéfice; surplus [1.8]
 Avantage, gain
Profit, bénéfice. [Vocabulary: Economy: finances, management] [1.13]
Morphology 
Simple : tombo, tomboko, tombonao, tombony, tombontsika, tombonay, tombonareo, tombon', tombon-, tombom-
Derivatives 
 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams