Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [Rajemisa 1985]
|
French translation | un coup de pioche donné à la terre [Abinal 1888]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [Rajemisa 1985]
|
French translation | accusations fausses [Abinal 1888]
|
Derivations |
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [Rajemisa 1985]
|
French translation | apposition du cachet à une pièce officielle [Abinal 1888]
|
Derivations |
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Taisaka]
Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito ¶ Karazana vay mpahazo ny omby [Rajemisa 1985]
|
| karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [SLP 1986]
|
French translation | charbon, anthrax, bubon très douloureux [Abinal 1888]
|
| charbon [SLP 1986]
|
Vocabulary |
Analogues |
fanenitra ~
tetanosy |
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Bezanozano]
loaka, lavaka [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
tomboka
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | [Bezanozano]
bongo: Trano bongo [Rakotosaona 1975]
|
|