|
|
|
|

Entry1  tombokahitra
Elementary words  2 tomboka, 3 ahitra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 [tombok' ahitra] tany misy ahitra hamefena voly [1.1]
6 baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra [1.13]
Explanations in French  7 gazon [1.13]
8 (de ahitra : herbe, Graminée). Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc. [1.196]
Examples  9  Nataony fisoroka tombok' ahitra anefa; ary dia navelany teo amin' ny toerana naniriany ihany [2.988#13]
Vocabulary  10  Botany: (in general)

Anagrams  11 tokambohitra, tombokahitra

Updated on 2026/02/13