Entry fanenitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [SLP 1986]
Explanations in French tétanos [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  tetanosy ~ tomboka

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [Rajemisa 1985]
Explanations in English a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka, which latter see. [Richardson 1885]
 a wasp [Hallanger 1973]
Explanations in French guêpe [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms takolapanenitra ~ fangaraka
Analogues  kitoka
Articles 

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [Rajemisa 1985]

Entry fanenitra (tenitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31