Entry tokam-pilana (tokana, ila)
Part of speech expression
Malagasy definition 1) enti-milaza ny angely izay afaka ny feny ilany noho ny fampiadiana azy
¶ 2) ilazana olona izay asa karazany iray monja no ivelomany [Rajemisa 1985]
Quotes 

2012/09/16