| Entry | 1 toho-drano |
| Elementary words | 2 tohoka, 3 rano |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy
[1.1] 6 [tohodrano] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13] |
| Explanations in French |
7 [tohodrano] barrage
[1.13] |
| Updated on 2026/02/04 |
|