Entry | tohika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany:
Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra [1.1] | |||||||||||||||
Examples | Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony.
[2.470] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tohika | |||||||||||||||
Anagrams | hitoka, hotika, kihota, tohaky, tohika |
Updated on 2023/09/14 |