Entry tohika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra
Mitovy hevitra: bohihy ~ botraika ~ di-doha ~ fihenahena ~ fikiribibiana ~ fikiry ~ fikitrohana ~ fikitroka ~ fitokozihitra ~ hamafy hatoka ~ hamafy sofina [1.1]
Examples Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/14