Entry tetiarana (tety)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana [1.1]
Examples 
1Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana [2.48]
2Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. [2.5]
Synonyms tetirazana
Article 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30