Entry tenda an-kanina
Elementary words tenda ; hanina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina [1.1]
Synonyms be tenda ~ tenda be

Updated on 2023/05/26