Entry telo noho dimy (telo, noho, dimy)
Part of speech expression
Malagasy definition teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [Rajemisa 1985]
French translation terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [Abinal 1888]
Vocabulary 

Updated on 2020/11/24