Entry telolafy
Elementary words telo ; lafy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Velarana misy lafy telo; misy telo karazana ny telolafy: ny telolafy miralafy, ny telolafy miraranjo ary ny telolafy mahitsizoro [1.1]
Explanations in French Triangle
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11