Entry lafy
Part of speech noun
Malagasy definition Tava: Misy lafy enina ny kodiakely
¶ Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin' io trano io?
¶ Toerana amin' ny ilan' ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Erỳ an-dafin' ny lohasaha izahay no mipetraka [Rajemisa 1985]
English definition a side, a face; an aspect of something [Hallanger 1973]
French definition côté, face; un aspect de quelque chose [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word lafy (1): Ilafy

Entry lafy
Part of speech noun
Malagasy definition Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/06/02