Entry teboka aman-paingo (teboka, amana, paingo)
Part of speech expression
Malagasy definition mari-pijanonan-tsoratra:
¶ -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy
¶ -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [Rajemisa 1985]
English definition semicolon [3.1]
French definition point-virgule [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana
Tables and plates Punctuation marks

2014/11/19