Entry |
tatsinanana
|
Elementary words | t~ ; atsinanana |
Part of speech | noun or adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona avy any atsinanana.
-- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [1.1]
|
Explanations in English | The east people [1.7]
|
Explanations in French | Les Orientaux [1.5]
|
| Les gens de l'Est [1.8, 1.5]
|
Examples |
1 | Samy ankolafin' ny Tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy.
[2.296]
|
2 | Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo.
[2.285]
|
3 | Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit.
[2.285]
|
|
Hyponyms |
|
Analogs |
tandrefana ~
tatsimo ~
tavaratra |
|