Entry tatatra
Part of speech noun
Malagasy definition Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano [Rajemisa 1985]
English definition a furrow; a gutter, a water-channel [Hallanger 1973]
French definition caniveau, rigole [Hallanger 1974]
French definition canal; drain
¶ tatatra fampidiran-drano: canal d'irrigation
¶ tatatra fanamainana: canal de drainage
¶ tatatra goavana: tranchée. [Vocabulary: Economy: buildings, public works]
¶ tatatra kely: rigole [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1dobo hono hianao ka tsy nahafeno siny
tatatra ka tsy nahatan-driaka
horakoraka no an'ny sahona
fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano
[Fox: Hainteny, number 77]
2Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 170]

Entry tatatra
Part of speech noun
Malagasy definition kiaka kely atao amin'ny hoditra asiana vaksiny [SLP 1986]
French definition scarification [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 

2013/07/16