| Entry (1/3) | 1 tataro |
| Root | 2 tatatra |
| Part of speech | 3 imperative of passive verb tatarana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Examples |
4 tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano
[1.1]
|
| Entry (2/3) | 5 tataro |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
8 Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1] |
| Explanations in French |
9 toit plat et provisoire; baldaquin
[1.3#687] |
| Examples |
10 ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona
[2.313#115]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 23 2 combinations of that word |
| Entry (3/3) | 24 tataro |
| Part of speech | 25 noun |
| Explanations in Malagasy |
26 Anaram-borona
[Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.1, 1.78] |
| Vocabulary | 27 Zoology: birds |
| Anagrams | tataro, 28 toatra |
| Updated on 2025/12/08 |
|