Entry | tatahana (tataka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be slit open [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on fend, qu'on entaille en longueur [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |