Entry tapitrisa
Elementary words tapitra ; isa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy [1.1]
Explanations in English A million [3.1]
Explanations in French Un million [3.1]
International symbols  1000000
1 000 000
1.000.000
1,000,000
[3.1]
Examples 
1ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly; [2.996]
2Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [2.332]
Vocabulary 
Tables and plates The Numbers
Articles 

Updated on 2023/12/12