|
|
|
|

Entry1  tapiny
Part of speech  2  noun tapika and pronoun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana.
Synonyms  4  tapika

Anagrams  5  napiti, nitapy, pañity, patiny, pitani, pitian, tapiny

Updated on 2020/07/31