|
|
|
|

Entry1  taperina
Root  2  tapitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro
Lanina: Notaperin' ny saka lahy ny ronono
(Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin' ny herinandro ambony ny volanao
Explanations in English  5  [1.7] to be ended, to be finished, to be used up
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] Qu'on termine
7  [1.3] Qu’on complète, qu' on accomplit
8  [1.8] qu'on épuise
Examples  9  ka tsy azo taperina amy ny soratra avokoa ny loza nanjo [2.59]
10  taperina tetezina atao eo daholo rehefa dihy fanao taloha. [2.245]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  apetrany, iperatan, niperata, taperina

Updated on 2023/01/20