Entry tapatapaka (tapaka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mitohy [1.13]
Explanations in French Duplicatif fréquentatif [1.3]
 Discontinu [1.13]
Examples 
1fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka? [2.48]
2ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Morphology 
Simple : tapatapaka, tapatapany, tapatapa-
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/01/20