Entry tapa-kazo
Part of speech noun
Explanations in French (de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés. [1.196]
Examples 
1Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika? [2.528]
2Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [2.445]
3Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [2.470]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31