|
|
|
|

Entry1  tapahina
Root  2  tapaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao
Explanations in English  5  [1.7] to be broken off, to be cut; to be decided to be settled
Explanations in French  6  [1.8] qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide
Examples  7  Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word tapahina

Updated on 2023/01/20