Entry taon > taona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?
Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray [1.1]
Explanations in English The year; a season [1.7]
Explanations in French Année [1.3, 1.8, 1.13]
 Les saisons de l'année [1.3]
 Saison [1.8]
Examples 
1Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3]
2Taonam-betsovetso mamy [2.817]
3Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445]
4Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117]
5Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356]
6Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606]
7Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : taona, taonako, taonanao, taonany, taonantsika, taonanay, taonanareo, tao-, taon', taonan', taon-, taonan-, taom-, taonam-
Compound words 
Phytonyms 
Hyponyms Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Proverbs 
Article 

Entry taon > taona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa
Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena [1.1]
Explanations in French Action de porter d'un lieu à un autre
Action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter [1.3]
Derivatives 

Anagrams 

Entry taon > tao-
Part of speech morphological form of taona
Compound words 

Entry taon > tao
Elementary words t~ ; ao
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in Malagasy Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [1.1]
Compound words 
Analogs  ao

Entry taon > tao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [1.1]
Explanations in French Travail, action [1.5]
 Action de fabriquer, de construire [1.196]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry taon > tao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [1.1]
Explanations in French Préparatifs, précaution [1.5]
Derivatives 

Entry taon > tao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fitondrana [1.78]

Entry taon > taò
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] ity [1.78]
Synonyms 